Andiany fahatelo ity « art et biodiversité » tamin’ity taona 2024 ity. Nampahafantarina ny 02 Oktobra 2023 teny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo ireo tetikasa telo momba ny « art et biodiversité » nokarakarain’ny FAPBM (Fondation pour les Aires Protégées et la Biodiversité de Madagascar) sy ny Teinturerie Association d’artiste. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ZO SY FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA: Mitaky ny hanafainganana ny fankatoavana ny “Protocole de Maputo” ny CNFM
“Tsy mbola voahaja ny zo ara-pananahana eto Madagasikara ary tandindomin-doza ny fahasalamana ara-pananahan’ny vehivavy”, hoy i Andriamasy Estelle, Filohan’ny Conseil National des Femmes de Madagascar (CNFM). Continuer la lecture
POESAM 2024: Hanamora fampanan’asa ireo mpianatra nandalina ny informatika ny tetikasa Kante Company
Tsy an’asa ny 48,5% ny mpianatra nivoaka tamin’ny lalam-piofanana informatika noho ny tsy fahampian’ny traikefa. Continuer la lecture
FIDIRAN’NY MPIANATRA: Nitondra fanampiana ho an’ny mpianatra, ray aman-drenin’ny mpianatra sy mpampianatra miisa 600 ny fikambanana Porte Bonheur
Teny amin’ny EPP Mahatsinjo Alasora indray ny fikambanana Porte Bonheur no nizara hafaliana sy hasambarana. Continuer la lecture
FOKONOLONA : Manampy ny fanjakana amin’ny fiarovana ny harena voanjanahary kanefa iharan’ny tsindry
Tsy azo dinganina ny fokonolona. Matoa milamina ny fiarahamonina, voaaro ny harena voanjanahary mampiavaka an’i Madagasikara dia noho ny fandraisan’anjaran’ny fokonolona, hoy ny fanazavana nentin’i Raparison Eric, sy Profesora Jonah Ratsimbazafy mpikambana ao amin’ny Fanonga Fokonolona, nandritra ny atrikasa fifanankalozan-kevitra sy fikaonandoha momba ny faritra ifampivelomana, ny 19 septambra 2024, teny Ankerana. Continuer la lecture
HAVOANA LAND : 60mn Chrono andiany faharoa
Karting vaovao no ampiasaina , Karting RT 10 270CC. Continuer la lecture
MPANAO GAZETY MIVONDRONA AO AMIN’NY REMAPSEN MADA: Mandray anjara amin’ny ady atao amin’ny VIH/SIDA
Loza mitatao ny VIH/SIDA. Nanatanteraka hetsika fanaovana fitiliana momba VIH/SIDA ny tambazotran’ny mpanao gazety afrikanina misehatra amin’ny fampiroboroboana ny fahasalamana sy ny tontolo iainana (REMAPSEN), sampana eto Madagasikara ny 17 septambra 2024. Continuer la lecture
VOLOBE : Anisan’ny vahaolana amin’ny fiovan’ny toetr’andro
Andro maneran-tany ho an’ny volobe (bambou) ny 18 septambra. Nanamarika izany isika tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovain-jafy (MEDD). Continuer la lecture
ANKIZY MIANATRA MOMBA NY NOMERIKA: Vatsim-pianarana sy fitaovam-pianarana no loka azon’ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana Ankiz’Innov Vakansy 2024
Fantatra tamin’ny alatsinainy 02 septambra 2024, teny amin’ny Orange Digital Center Madagascar, eny amin’ny Gare Soarano ny anaran’ireo ankizy mpandresy tamin’ny « Challenge Supercodeurs Ankiz’Innov Vakansy 2024 ». Continuer la lecture
Tetikasa R.A.V.A.O : Hitondrana fanabeazana amin’ny maha olom-pirenena sy ara-panahy ny vahoaka malagasy
« RAVAO, izay misary ho fanomezana baiko, manery ny mpiray tanindrazana handrodana izay ratsy sy tsy mety amin’ny fiainany mba ahafahany manova». Continuer la lecture





















