Noho ny ezaka nataon’ny zandarimariam-pirenena sy ny fokonolona dia hita tao amin’ny kaominina Mahadrodroka, distrikan’Analalava ny taolambalon’i Alana Moly, tovovavy 21 taona nitsoraka avy eny ambony fiaramanidina, ny 25 jolay 2019 lasa teo. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FIER MADA ANDIANY FAHA-21: Mitombo hatrany mpandray anjara
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny FIER MADA ny Prezidan’ny Repoblikan’i Madagasikara Rajoelina Andry androany 07 aogositra 2019 teny amin’ny kianjan’i Makis Andohatapenaka. Continuer la lecture
FIRY ISIKA IZAO: Namoaka ny antontan’isa vonjimaika ny INSTAT
Tombanana hitombo avo roa heny ny isan’ny mponina eto Madagasikara afaka 20 taona raha ny antontan’isa vonjimaika momba ny fanisàna ankapobeny fahatelo ny mponina sy ny toera-ponenana (RGPH3), navoakan’ny INSTAT nandritra ny atrikasa natao ny 6 aogositra 2019 teny amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny. Continuer la lecture
MBOLA RAJAONAH : « Mampikatso ny IEM ve ? »
Rehefa afaka madiodio tamin’ny raharaha nisamborana azy i Mbola Rajaonah momban’ny taratasim-bola tsy misy antoka dia naverina eny Tsiafahy indray izy satria mbola misy raharaha hafa hiampangana azy. Continuer la lecture
FITSABOANA DIABETA: Nahita vokatra mahomby ny mpianatry ny ISPM
Fototra iray manatsara ny kalitaon’ny fahaizan’ny mpianatra eny ambaratonga ambony ny fikarohana. Continuer la lecture
TOSIK’ART: Fifaninanana mamorona orinasa amin’ny sehatry ny kolontsaina
Asa mahavelona ny fandraharahana ara-kolontsaina. Mbola sakana tsy mampiroborobo ny indostria ara-koltoraly eto amintsika anefa ny lafiny ara-bola, ny ara-teknika, ny tsy fahampian’ny traikefa, ny tsy fahampian’ny foto-drafitr’asa sy ny maro hafa. Continuer la lecture
KATRO & CO: Modely ny toeram-pivarotan’i Selesy mofo akondro
Tsy iadian-kevitra intsony ny hatsaran’ny kalitaon’ny mofo akondro amidin’i Selesy eny Ambohijatovo Avaratra. Na dia efa miharatsy aza ny toeram-pivarotany dia hifanotofan’ny mpanjifa hatrany ny tsenany. Continuer la lecture
FIKAMBANANA SAINA: Miantso ny tanora manana vinavinan’asa
Andro lehibe ho an’ny fikambanana SAINA ny 29 jolay 2019. Notolorana tamin’io alatsinainy io ny valisoa ho an’ireo tanora manana vinavinan’asa mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana vinavinan’asa sy fihariana vaovao. Continuer la lecture
MOHAMAD ABDILLAH : Manaiky izay ho voka-pifidianana.
« Tsy tokony hiverina intsony ny zava-nitranga tamin’ny fifidianana filohan’ny federasiona malagasy ny baolina kitra (FMF) tsy nahomby iny ». Continuer la lecture
MADAGASCAR ATBC 2019 : Fihaonaben’ireo mpikajy ny tontolo iainana
Loza mihatra amin’izao tontolo izao ny fahasimban’ny tontolo iainana. Miezaka ny rehetra ny tokony atao amin’ny fomba afahana mikajy izany. Continuer la lecture





















