Betsaka ny famakian-trano sy ny asan-jiolahy amin’ny toerana misy « bar » na toeram-pivarotana zava-pisotro mahamamo sy fanaovana karaoke izay tara ny fikatonan’izy ireny, araka ny tatitra nataon’ny mpitandro filaminana. Continuer la lecture
Auteur lynda
HERINANDRON’NY ANGOVO: Hikarohana vahaolana maharitra ho an’ny delestazy
Nandray fepetra vonjimaika  ny ministeran’ny angovo, ny rano ary ny akoranafo niaraka tamin’ny tomponandraikitry ny Jirama mba tsy hisian’ny delestazy intsony eto Antananarivo, araka ny  fanazavan’ny ministra Vonjy Andriamanga nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny herinandron’ny angovo, ny 18 febroary 2019. Continuer la lecture
FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA: Voafehin’ny mpianatra amin’ny alalan’ny sary
Niriantsoa Cynthia Randrianarison avy ao amin’ny EPP 67 ha Avaratra no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana manao sary nokarakarain’ny fikambanana Yali Chapter Madagascar. Continuer la lecture
NTD S.A: Hitombo roa indray ny hotelim-panjakana
Fotoana iray nampahafantaran’ny National Tourism Development (NTD S.A) ny asa iandraketany, ny asa vita tamin’ny taona 2018 ary ny vina ho tanterahina amin’ity 2019 ity ny lanonana fifampiarahabana nahatratry taona natao teny amin’ny Carlton Anosy ny 15 febroary lasa teo. Continuer la lecture
ENTREPREUNARIAT : Fille d’un pêcheur devient exportatrice de fruits de mer de Madagascar

Manda sea food à la foire de la gastronomie 5ème édition – AFT Andavamamba
Femme entrepreneur depuis une vingtaine d’années, Bakoly Raherimanana a parcouru un long chemin avant de devenir le Président Directeur Général (PDG) de la société de la société exportatrice de fruits de mer de Madagascar Manda S.A. Continuer la lecture
GSDM: Mampihatra ny fambolena maharitra ny mpianatra
Ampahany amin’ny tetikasa Manitatra II sahanin’ny vovonana GSDM matihanina amin’ny « agro-écologie » ny fampidirana ny fambolena maharitra sy ny fiarovana ny tontolo iainana ao anatin’ny fandaharam-pianarana. Ny vondrona eraopeanina sy ny COMESA no mamatsy vola ity tetikasa ity. Continuer la lecture
FIHOTSAHAN’NY VATOBE: Fokontany fito no tandindomin-doza
Olona enina indray no maty teny amin’ny fokontany Ambanin’Ampamarinana, Antananarivo Renivohitra noho ny fihotsahan’ny vatobe miisa dimy ny alahady marainan’ny 3 febroary 2019. Continuer la lecture
KAOMININA IVATO: Laharam-pamehana hatrany ireo zokiolona
Nahatsiaro ireo beantitra ny ben’ny tanà na ny kaominina Ivato, Penjy Randrianarisoa sy ireo mpiara-miasa aminy noho izao taom-baovao izao. Continuer la lecture
FAN EDUCATION: Mikarakara ireo mpianatra te ho any ivelany
Oniversite avy amin’ny firenena valo no mandray anjara amin’ny fampirantiana Education Global expo izay karakarain’ny Fan education agency. Continuer la lecture
YALI CHAPTER MADAGASCAR: Mikarakara fifaninanana ho an’ny ankizy
Haneho ny fomba fijeriny amin’ny alalan’ny sary momba ny fifidianana eto Madagasikara ireo mpianatra avy amin’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra (EPP). Continuer la lecture











