Nanao fanambarana ny Vondron’ny Rano sy Ala sy ny mpiasa ao amin’ny fitantanan-draharahan’ny Ministera misahana ny Rano sy Ala, ny 12 oktobra 2025, fa ny sehatry ny rano sy ala dia anisan’ireo seha-pamokarana stratejika na sehatra mampidi-bola be ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FOIRE COMMERCIALE INTRA-AFRICAINE 2025: Madagascar a mis en avant le Portail d’Informations Commerciales (PICM)
Madagascar a brillamment marqué sa présence lors de la 4ᵉ édition de la Foire commerciale intra-africaine (IATF 2025), qui s’est tenue du 4 au 10 septembre à Alger. Continuer la lecture
PROMO SUR LES SMART TV 4K ET FRIGO A PARTIR DE 799 000 Ariary seulement
En cette nouvelle ère dans laquelle nous vivons, dans le monde entier l’électroménager est très prisé. Continuer la lecture
FIDIRAN’NY MPIANATRA 2025: Nizara fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatry ny EPP Ambatomalaza Alasora ny Porte Bonheur
« Maro amin’ireo mpianatra no mbola tsy feno ny fitaovam-pianarany na dia efa niditra tamin’ny alatsinainy aza », hoy i Randriantsoa Razaka Mireille, Filohan’ny fikambanana Porte Bonheur. Continuer la lecture
FIDIRAN’NY MPIANATRA: Manohana ireo mpaninjara miara-miasa aminy ny Orange Madagascar
Tsy nanadino ireo mpaninjara miara-miasa aminy ny Orange Madagascar amin’izao fidiran’ny mpianatra izao. Continuer la lecture
HIRA VAOVAO AN’I PASKERO – « C’EST LA BELLA VITA » : Hanampy ireo zokiolona tohanan’ny ONG Ny Hoaviko Madagasikara
Miahy zokiolona miisa 150 eto Antananarivo sy any Toamasina, amin’ny lafiny ara-pahasalamana sy sakafo ny ONG Ny Hoaviko Madagasikara. Continuer la lecture
DIVAY MOKONAZY, ROTRA, PASTÈQUE, GOAVY TSINAHY: Tetikasa ana tanora Malagasy ampirantiana eny amin’ny FIA 2025
Manome lanja ireo tanora tompona tetikasa (startup) miompana amin’ny fanodinana vokatra avy amin’ny fambolena, ny fiompiana sy ny jono ny Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche (FIA), andiany fahafito. Continuer la lecture
SALON DES ÉTUDES SUPÉRIEURES 2025 : Manampy ny tanora « tsy ho diso filière »
Nanomboka ny talata 02 septambra ary mitohy ny 03 septambra 2025, eny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny « Salon des études supérieures », andiany faha-22. Continuer la lecture
FINDRAMAM-BOLA AMIN’NY ALALANY FINDAY: Nohatsaraina ny tolotra M-KAJY
Afaka mindram-bola amin’ny alalan’ny tolotra M-KAJY avokoa izay olona manana kaonty Orange Money. Ankoatra ny findramam-bola dia afaka mametraka vola ahazoana “zanabola ambonimbony” kokoa. Continuer la lecture
ELECTRONICS DAYS 9.0: Nampahafantatra ny mpianatra vao afaka bakalorea ny lalam-piofanana électronique sy nomerika
Taona voalohany ao amin’ny lalam-piofanana “électronique” eny amin’ny Ecole Supérieure Polytechnique d’Antananarivo (ESPA) eny Vontovorona i Razabarison Andoniaina Voahary. Continuer la lecture





















