Taorian’ny faritra Vakinankaratra sy Menabe dia nidina tany amin’ny faritra Betsiboka indray ny ekipan’ny ANOR (Agence Nationale de la Filière Or). Continuer la lecture
Catégorie Actus
RAKOTOBE MPAKA SARY Manankarena tahiry tsy tontan’ny ela
Manatanteraka fampisehona mivelatra etsy amin’ny CMDELAC Analakely nanomboka omaly talata 16 Aprily 2019 ka hatramin’ny sabotsy 20 Aprily 2019 momban’ny sary sy gazety voatahiriny i Rakotobe Michel, mpaka sary an-gazety fantatra amin’ny anarana hoe Rakotobe. Continuer la lecture
STARTIMES – SOS VILLAGES D’ENFANTS: Manamora ny fahazoan’ny tanora asa
Tapa-kevitra ny fikambanana SOS Villages d’Enfants sy ny vondrona televiziona nomerika Startimes eto Madagasikara fa hiara-hiasa ho fampananan’asa ny tanora noho ny fahitàna fa betsaka ny tanora tsy an’asa eto amintsika. Continuer la lecture
MATAFA: Hiverina ny fanjanahantany raha tsy voaaro ny sisin-dranomasina
Nanatanteraka fiarahabana nahatratra ny taona 2019 teny Andohalo ny sabotsy 13 Aprily 2019 lasa teo ny Malagasy Tatsambo Fahiny (MATAFA). Continuer la lecture
KIANJAN’NY ELGECO PLUS: Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena
Nitombo iray indray ny kianja filalaovana baolina kitra manara-penitra eto Madagasikara. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 12 aprily 2019 ny « terrain synthétique » an’ny klioba Elgeco Plus eny amin’ny By Pass Ambohijanaka. Continuer la lecture
PASK’AMPEFY: Hetsika telo sosona no hitranga ny 20, 21, 22 aprily
Toerana mahasarika mpitsangatsangana be indrindra ny kaominina Ampefy isaky ny fetin’ny Paka na Paska noho ny fisian’ireo toerana azo tsidihana toy ny « chute de la Lily », « Gyesers » ary ny « ilôt de la Vierge ». Continuer la lecture
« TOURNOI JUMP »: Niverina indray
2002 no nisy farany ny fifaninana « « Tournoi Jump » izay hifaninanan’ny mpiantra eny amin’ny sekoly kolejy sy lisea amin’ny lalao basikety. Continuer la lecture
FAMPIRANTIANA NY TANTARA ARA-TOEKARENA: Hahaizana mitsinjo ny ho avy
Noho ny fanohanan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina (MCC), nanomboka ny 9 aprily 2019 fampirantiana ny tantaran’i Madagasikara ara-toekarena. Continuer la lecture
ZANAKY NY DISTRIKAN’I BETROKA: Hanova ny tantara
Rehefa miresaka an’i Betroka dia ny asan-dahalo sy ny halatr’omby no loha lisitra mampalaza ity distrika faha-telo ao amin’ny faritra Anosy ity. Continuer la lecture
ASIEF: Nitombo ny taranja hifaninanana amin’ity taom-pilalaovana 2019 ity
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 6 aprily 2019 teny amin’ny kianja mitafo Mahamasina ny taom-pilalaovana 2019 ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires). Continuer la lecture





















