
fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa eo amin’ny Conservation Allies sy ny Fondation pour les Aires Portégées et la Biodiversité de Madagascar (FAPBM) ary ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana (MEDD)
Hihamafy ny fampiharana ny lalàna ho an’ireo mpanimba ala sy mpitrandraka tsy ara-dalàna ny harena voanjanahary. Faritra arovana 91 eto Madagasikara no nahazo famatsiam-bola avy amin’ny Conservation Allies ho fanamafisana ny fampiharana ny lalàna ara-tontolo iainana. Continuer la lecture


