Archives journalières 9 mars 2021


BEN’NY TANANAN’I BONGATSARA : « Sady haingon’ny lalam-pirenena no miaro ny fiovan’ny toetry ny andro ny hazo nambolena »


Efa fanao isan-taona ny fambolen-kazo  sady vinan’ny Prezidàn’ny Repoblika Andry Rajoelina. Nomarihana tamin’ny alalan’ny fambolen-kazo ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny 8 Martsa 2021 teny amin’ny kaominina Bongatsara. Continuer la lecture


VADIN’NY BEN’NY TANANAN’ALASORA : Handray ny andraikitra manandrify azy amin’ny fampandrosoana ny vehivavy


Fanomezana kojakoja fidiovana (kits d’hygiène) Impec avy amin’ny orinasa  Somapro ho an’ireo fikambanam-behivavy sy fanolorana tensiomètre, fitaovana fandajàna, thermomètre  infrarouge ho an’ny CSBII sy lamba firakotra mafana (couette) ho an’ireo reny terabao ao amin’ny  « maternité » Continuer la lecture