Amin’izao vanim-potoanan’ny fetin’ny Noely izao, fomba fanaon’ny ViMa Woods, sehatra iray ao  amin’ny orinasa « Vision Madagascar »  na ViMa  ny manolotra hazo noely ho an’ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA). Continuer la lecture