Feno 150 taona ny fiarahamiasan’ i Madagasikara  sy Etazonia. Nosokafana tamin’ny  fomba ofisialy  ny 25 aprily 2017 ny fankalazana izany. Tao amin’ny  Lapan’ny Tanana Analakely no nanatanterahana ny lanonana ka anisany nanotrona izany ny orinasa Vision Madagascar (VIMA). Continuer la lecture