politique

Fifidianana loholona: Hitarika saritaka hafa indray?


Io àry fa mifamory indray ireo tsy faly tamin’ny fifidianana izay ho loholona farany teo….Ireo nilingitra nirotsaka ho fidiana teto Antananarivo no niezaka namory mpanao gazety indray tamin’ity anio ity…

Tsy manaiky satria nanao angovo ny HVM ka nahazo ny seza miisa 6 raha ho an’ity faritanin’Antananarivo ity…Fa efa impiry moa no nandrenesana fa tsy mba manaiky resy amin’ny fifidianana izany ny mpanao politika eto amintsika…? Efa impiry no hain’izy ireo fa ny mpitondra fanjakana sy ny antokom-panajakana dia « mangalatra » hatrany mba hahazoany ny fandresena?

Tsy manaiky ny MAPAR, ny Malagasy Miara-Miainga, ny Tim, ny MARINA….Dia hano inona?


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *