Archives journalières 28 février 2021


FIFOHANA SIGARA SY FIHINANA PARAKY: Atsaharo raha mbola azo atao! . .


Araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny 𝐆𝐘𝐓𝐒 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐆𝐥𝐨𝐛𝐚𝐥 𝐘𝐨𝐮𝐭𝐡 𝐓𝐨𝐛𝐚𝐜𝐜𝐨 𝐒𝐮𝐫𝐯𝐞𝐲 tamin’ny taona 2018 tamin’ireo ankizy 13 ka hatramin’ny 15 taona eny amin’ny ambaratonga faharoa dia ny 𝟑𝟓.𝟗% ny mpianatra no lasibatra ny setroka sigara sy paraky tsy fidiny ao an-tokantrano, raha toa ka 𝟓𝟐,𝟑% kosa ny eny amin’ny toerana vory olona. Continuer la lecture