Tsy hita ny volana omaly alakamisy 23 aprily 2020 ka noho izany dia sabotsy 25 aprily 2020 Â ny voalohany ny volana masina Ramadany. Continuer la lecture
Archives journalières 24 avril 2020
VOIN-KAVA MAHATRATRA: Manao antso avo Fetison Rakoto Andrianirina
Miharihary ohatra ny kary am-pamoloana fa hanampy trotraka ny fahavoazana efa misy eto Madagasikara ny fisian’ity tsimokaretina Covid-19 ity. Continuer la lecture
FILOHAN’NY FLM : « Afaka manokatra fiangonana izay tsy afaka hiandry ny fisokafana tanteraka»
Tomponandraikitra feno. Manaiky ny fanapahan-kevitry ny fiangonana manerana ny sahan’ny FLM (Fiangonana Loterana Malagasy) ny birao foibe. Continuer la lecture