Archives journalières 20 juillet 2017


TSENA-BARO-PANJAKANA: Nanaja ny 80% ny fepetra takiana ny Ministeran’ny fanajariana ny tany.


Nahazo ny naoty ambony indrindra tamin’ny fanarahana ny dingana rehetra amin’ny tsena-baro-panjakana ny Ministeram-panjakana miadidy ny tetikasan’ny Filoham-pirenena, ny fanajariana ny tany ary fampitaovana (M2PATE) ny taona 2016, araka fitsirihana nataon’ny “Commission Nationale des Marchés » na CNM. Continuer la lecture


VIMA: Hanamboatra ivon-toerana hampiofanana arak’asa.


Ankoatra ny fiarahamiasa ny orinasa  amin’ny Masoivoho ny  Afrika Atsimo miasa eto Madagasikara, resy lahatra amin’ny tolona nataon’ny Nelson Mandela ny Filoha Tale Jeneralin’ny Vision Madagascar (VIMA), Zouzar BOUKA. Nambarany fa nitolona ho an’ny fahafahana, niady tamin’ny fanavakavaham-bolo-koditra  ity olomanga ity. Ho  famelomana hatrany ny tolona nataony,  anisany nanatrika ny fankalazana ny andro natokana ho an’ny Nelson Mandela ny tenany, ny 18 jolay 2017. Continuer la lecture