Nanana fotoana nihaonana tamin’ireo mpandraharaha  tsy miankina ara-ekonomika sinoa  ireo delegasiona Malagasy niaraka tamin’ny Filoham-pirenena Hery RAJAONARIMAMPIANINA. Noho ny fihaonana andiany faha-16 ny Forum BOAO an’i  Asia (FBA), nifanakalo hevitra ny roa tonta. Continuer la lecture