Archives journalières 23 décembre 2015


ILES EPARSES : valalan’alika ka ny solombavambahoaka indray no tsy tia.


Mbola azo lazaina fa solon’ny vavan’ny vahoaka ve ny 15 izay nihaino an’ireo mitaky ny « iles eparses » sa tsy ilaina fa tsy manana valizy ? 15 izany sisa ny solon-tenanareo ry vahoaka 22 tapitrisa. Iaraha-mahalala ihany koa ny fanaratsiana azy ireo rehefa mahazo « micro » kanefa hay ilaina ny fisiany. Vava no tsy atao be, ny mamerina azy no tsy laitra e ! Continuer la lecture