Socio-eco

Feno 17 taoana ny BAOLAI: RAIKITRA NY BAZAR DE NOËL


Amin’ ny vaninandro toy izao, dia maro ny magazay lehibe eto amintsika no ahitana karazana entana loha laharana amin’ ny kalitao, izay azo hatao cadeaux.Anisany izany tranombarotra « baolai », izay hita ao bazar – be toamasina, analakely sy etsy soarano.

Efa nanomboka ilay « bazar de noël spécial » ao amin’ ny rihana voalohany ny « laibao center » etsy analakely. Ho an’ ireo mpivarotra izay liana, dia mbola maro ny trano heva azo hofaina tsy misy « caution ». Araky ny fanampi panazavana voaray avy amin ny tompon’ andraikitra dia ny tranombarotra « baolai » no representant officiel an’ny marika « hisense » teto madagasikara efa 10 taona izao. Maro ny entana izay ika farany ny teknolojia ao anatiny izany. Ao ny laser tv 100″ ( misy antoka 1 taona), climatiseurs portatifs, four micro- onde, réfrigérateur, smart tv sy télé led ( misy antoka 1 taona), machine à laver, gsm ». Ary misy hatrany ny fihenambidy amin’ ireo entana samihafa ao amin izy ireo hatramin’ ny 15 janoary 2021 ho avy izao. Ny antsipirian’ izany rehetra izany dia hita ao amin’ ny « site web » sy pejy fb : baolai . Hiavaka ao anatin’ ny maro tokoa ny fety samihafa ho avy miaraka amin’ ny tranombarotra « baolai » sy ny 17 taona nijoroany izay.

VIDEO


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *