Efa manakaiky ny fifaranan’ny « Orange Pro League ». Mikarakara « soirée Awards » ho fankasitrahana ireo mpiara-miombon’antoka sy ny mpiantsehatra mivantana amin’ny lalao fifaninana « Orange Pro League » ny  « l’association des clubs de football élites de Madagascar» (CFEM). Continuer la lecture