Archives journalières 14 décembre 2019


FITAKIANA NY « ILES EPARSES » : Amin’ny lafiny ara-panahy ny andraikitra raisin’ny fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara


Tsy maty ny vinan’asan’i Pasitera Mailhol tamin’ny fampielezan-kevitrany. « Novelomin’ny Prezidà Rajoelina Andry ny fitakiana ireo nosy malagasy ( îles Eparses ) », hoy ny filohan’ny fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara, Pasitera Mailhol. Continuer la lecture