Archives journalières 22 avril 2017


VISION MADAGASCAR: Nampiofanin’ny sampandraharahan’ny mpamonjy hain-trano ireo mpiasa.


Anisany niharan’ny fahamaizana goavana ny tranombarotra lehibe teny Antanimena an’ny orinasa Vision Madagascar (Vima) nandritra ny 26 janoary 2009. Toerana 5.000 m²  teo no lasibatra tamin’izany. Rehefa sedra loza tahaka izany ary hialana amin’ny fihitaran’ny afo, tokony handray anjara ny mpiara-belona fa tsy mitazam-potsiny. Continuer la lecture