« Agents de terrains » 55 avy amin’ny fokontany 4 eto Antananarivo Renivohitra (Ankiheniheny, Ambodihady, Ambaravarankazo, Ankazomanga Atsimo) no nahazo fiofanana momba ny fitantanana ny tandidon-doza sy ny loza ny 9 desambra 2021 teny Ambohimanaraina. Continuer la lecture