« 39 % ny fahafahan’ny zaza mivelatra ihany no hananan’ny zaza Malagasy raha tokony ho 100 % », araka ny fanadihadiana natao teto Madagasikara, hoy ny mpandrindra nasionalin’ny ONN (Ofisy nasionaly misahana ny fanjariantsakafo). Continuer la lecture