“Miova ny fiainanay tamin’ny fampiasana ny teknika”. Nanomboka tamin’ny taona 2016 no nampiasa ny “agro-écologie” na ny fambolena maharitra ny fikambanana Te-handroso, ao amin’ny fokontany Iandraina, kaominina Vohimasy, distrikan’i Farafangana, faritra Atsimo Atsinanana. Continuer la lecture
Archives journalières 30 novembre 2020
ZANDARIMARIAM-PIRENENA: 1200 ny mpianatra ho zandary ho raisina ho an’ny andiany faha-76
Misokatra ny fandraisana ny antontan-taratasy amin’ny fanadinana hidirana ho mpianatra zandary andiany faha-76. Continuer la lecture
GSDM: Tsara ny vokatra azo rehefa ampiarahana amin’ny “agro-écologie ny voly fanondrana sy ny fihinana
Mihatsara ny tsiron’ny tany, ampy ny sakafo, miditra ny vola. Tany mirefy 02 hektara sy sasany monja dia ahitana karazana fambolena toy ny voly fanondrana (kafe, lavanila, jirofo, poavatra), voly fihinana (haninkotrana, legioma, voankazo, voamaina). Continuer la lecture