Archives journalières 6 mars 2020


FAMPANDROSOANA ARA-TOEKARENA : Nahazo fanasana avy amin’ny CEOI ireo ben’ny tanàna miisa efatra


Niavaka ny fihaonana. Isam-bolana, mikarakara fihaonana ara-toekarena ny « Carrefour des entrepreneurs de l’Océan indien » na CEOI. Niompana tamin’ny « fanampiana ara-toekarena entin’ny  mpamatsy vola » ny lohahevitra noresahana nandritra ny « diner Rencontres », ny 05 martsa 2020 teny Anosy. Continuer la lecture