Velona tsara tao amin’ny toeram-ponenany vaovao tsy voajanahary (terrarium) niompiana azy sady afaka nitombo isa tsara ireo sahona Mantella aurantiaca miisa 162 nafindra ny taona 2012. Continuer la lecture
Archives journalières 19 octobre 2019
TETIKASA TANAMASOANDRO: Mampiverina indray ny fahaizana mifampidinika
Tsy ny mpanohana ny fitondrana ankehitriny  ihany no maneho ny heviny momba ny tetikasa Tanamasoandro. Nandritra ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana eny anivon’ny Antenimierandoholona ny talata 15 oktobra 2019 dia nilaza ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotovao Rivo fa mahalala izay mahasoa ny vahoaka ny fitondrana. Continuer la lecture