Archives journalières 22 avril 2019


FITSAPAN-KEVI-BAHOAKA: Manitsaka ny lalam-panorenana ny mpitondra hoy ny TIM


« Tsy nanaja ary tsy nitandro tahaka ny hanaka andriamaso ny lalam-panorenana ny prezidàn’ny repoblika raha namoaka iny fanapahan-kevitra ho fiantsoana ny mpifidy handatsa-bato amin’ny fitsapa-kevi-bahoaka hampiarahana amin’ny fifidianana solombavambahoaka amin’ny 27 Mai 2019 ho avy izao », hoy ny filohan’ny antoko TIM, Ravalomanana Marc. Continuer la lecture