Socio-eco

VAHOAKAN’I MORONDAVA : 8 volana tsy nahita Televiziona Malagasy ( TVM )


« Efa valo volana ny mponina eto Morondava no tsy nahita ny Televiziona Malagasy ( TVM) ». Tsy nisy intsony ny fanamboarana izany fahitalavi-panjakana izany, hoy ireo mpiasa. Antony goavana nahasimba ny fitaovana mpampita sary sy feo ny fahatapahan-jiro ataon’ny JIRAMA, hoy hatrany izy ireo. Manginy fotsiny ny fahanteran’ny fitaovana. Tsy voahaja noho izany ny zo ahalala vaovao ho an’ny vahoaka.

Mitaraina sy miangavy ny ministeran’ny serasera ireo mpiasa mba hijery akaiky izany olana izany.

Nirina R.


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *