Socio-eco

FIANARANA AMBARATONGA AMBONY : Fotoana etsy amin’ny PALAIS DES SPORTS.


Hiatomboka rahampitso 22 Febroary ka hifarana ny 23 Febroary 2018 ny SALON DE L’ETUDIANT, SPECIAL RENTREE 2018 etsy amin’ny lapan’ny  fanatanjahantena sy ny kolontsaina  Mahamasina. Fotoana afahan’ny mpianatra misafidy fianarana sy lalam-piofanana tiany arahana io andro roa io. Fianarana ambaratonga ambony 25 mivelatra amin’ny trano heva 32 azon’ny mpianatra safidiana tsara. Nomarihan’ny MADAJEUNE mpikarakara ny hetsika fa tsy misy ny vidim-pidirana.

Nirina R.


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *