An-jatony no hahazo asa eo no eo. Nanomboka androany 27 janoary 2023 ny Zah@Geek, Mbola hitohy rahampitso 28 janoary 2023 eny amin’ny Radisson Blu Tana Waterfront Ambodivona ny hetsika natao ampahafantarana ireo karazan’asa miompana amin’ny nomerika. Continuer la lecture
Archives journalières 27 janvier 2023
TETIKASA ARA-JAVAKANTO : Tanora mpanankato Malagasy miisa 6 nahazo tohana ara-bola avy amin’ny Fonds Yavarhoussen
Tetikasa ara-javakanto misy fiantraikany amin’ny fiarahamonina. Nampafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny 26 janoary 2O23 teny Ankadimbahoaka ireo tetikasa ara-javakanto mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana “demain sera mien”. Continuer la lecture