Azo ampiharina avy hatrany. Navoaka voalohany teny amin’ny IFM Analakely ny 09 oktobra 2020 ny sary miaina mampahafantatra bebe kokoa ny « agroécologie ». Continuer la lecture
Archives journalières 10 octobre 2020
PAM: Mpianatra 200.000 no hisitraka ny fanampiana avy amin’i Russie
Sakafo isan’andro. Tontosa ny 09 oktobra 2020 tetsy amin’ny masoivohon’i Russie eto Madagasikara ny fanolorana ireo fanampiana avy amin’ny firenena rosianina. Continuer la lecture