Mandroso ny orinasa rehefa salama ny mpiasa ao aminy. Resy lahatra amin’izany ny orinasam-pifandraisan-davitra Orange Madagasikara  ka ao anatin’ny taona iray dia manokana andro hanaraha-maso ny fahasalaman’ny mpiasa ao aminy. Continuer la lecture