Mifanitsy amin’ny filan’ny hopitalin’ny reny sy ny zaza eny Ambohimiandra ny fahazoany ivon-toerana hikarakarana ireo zaza teraka tsy tonga volana sy tsy ampy lanja. Ivon-toerana fahadimy ity « centre soins maman kangourou » notokanana teny Ambohimiandra ity. Continuer la lecture