Archives journalières 19 mai 2016


FANAKATONANA TRANO FIVAROTANA HANI-MASAKA TENY ANDROHIBE ANALAMAHITSY


Ho fampiharana ny «Arrêté Municipal n° 404- CUA/ CAB. 16 portant fermeture d’une construction métallique érigée sur une intersection sise à Androhibe appartenant à Mme IARIFENO Rose Vatosoa», dia niroso tamin’ny fanakatonana ity trano  ity ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo androany faha 19 Mey 2016.  Nanatanteraka izany Lehiben’ny Boriboritany Fahadimy RAKOTO Emmanuel Richard sy ireo mpiara-miasa aminy ary ny Maitre RASOAMANANA Nicolas, vadintany.

Continuer la lecture