Nitohy tao an-tampon-tanà na an’Antsirabe ny fankalazana ny faha-38 taonan’ny kung-fu Wisa. Solontena 5000 isa no nanao hazakazaka rodobe nanodidina ny tanà na ny sabotsy 07 Aprily 2018. Nitarika ny hazakazaka i Grand Maitre Avoko sy ny federasiona Malagasy ny kung-fu Wisa. Continuer la lecture