Antony: | Fangatahana fampihatona ny tetikasa fitrandrahana volamena, Zinc, Fer, Plomb, ary Berillium ao Soamahamanina sy fanafoanana ny fahazoan-dalana hitrandraka laharana 38234,19970 sy 37289 ary ny AERP 38879 izay nomena ny orinasa JIUXING MINES S.A.R.L, araka ny Didim-pitondrana laharana 33067/2015 tamin’ny 05 novambra 2015. |