Hatramin’ity anio alakamisy ity izao no voalaza fa fe-potoana farany hamoahan’ny Filankevi-panjakana ny didy tsy azo ivalozana mikasika ireo fitoriana nipetraka ho fanoherana ny voka-pifidia- nana ho ben’ny tanà na tamin’ny fari-pifidianana maro manerana ny Nosy. Continuer la lecture