Socio-eco

GRANDES VACANCES 2021 : ARRIVAGE ENTANA MARO AO AMIN’NY BAOLAI


 

Amin’ izao vaninandro izao dia ny hiaka faran’ ny teknolojia no isan’ ny mahasarika ny rehetra maneran – tany. Ny etoamintsika dia ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely , Soarano ary ao Bazar Be – Toamasina no anisan’ ny ahitana izany .« Ny entana rehetra ato aminay dia « premier choix » daholo. Ary natao mifanandrify hatrany amin’ ny filàna sy fahefam – bidin’ ny tsirairay » hoy ny tompon’ andraikitra. Maro karazany tokoa nyzavatra hita ao ao amin’ ity Tranombarotra lehibe iray ity.

Toy ny : Smart tv sy télé led, misy manomboka 22 hatramin ‘ ny 85  » – laser tv 100 « ( misy antoka herintaona daholo), four micro – onde, panneaux solaires mono et polychristalline, subwoofer, cuisinière à gaz sy électrique, réfrigérateur, table de mixage, finday, synthétiseur,…Ny atsipiriany izany rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ ny « site web » sy pejy fb : baolai ary ao amin’ ny 034 56 288 21 (amin’ ny ora fiasana). Dia ho maro loko tokoa ity volana Aogositra hoavy ity, miaraka amin’ ny entana tsara kalitao hita ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».

 

 


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *