Kit solaire, azo aloa tsikelikely na indray mandoa. Ao anatin’ny politikan’ny orinasa Telma ny fandraisana anjara amin’ny  fanatanterahana ny vinan’ny Filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry: ny fampandrosoana azo tsapain-tanà na, azo refesina  ary ho an’ny rehetra. Continuer la lecture