Archives journalières 17 août 2021


SEHA-PAMOKARANA AO ALAOTRA MANGORO: Nahomby ny ady sisika nataon’ny GSDM momba ny «agroécologie »


Fitsidihana ireo saha sekoly nanaovana fampiharana momba ny «agroécologie » sy atrikasa anaty efitrano hanombanana ny zava-bita sy hiaraha mitondra vahaolana manoloana ireo olana sedrain’ireo tantsaha noho ny fiovan’ny toetr’andro,  tsy fahampiana ara-tsakafo ary ny tsy fahampian’ny rotsakorana no nanamarihan’ny GSDM ny andro natokana ho an’ny « agroécologie » tao amin’ny faritra Alaotra Mangoro. Continuer la lecture