Mahoraka

MANAKAIKY NY FETIN’NY NOELY: PROMOTION SPECIAL NOEL AO AMIN’ NY BAOLAI


Amin’ ity volana desambra maha finaritra ity, dia maro ireo magazay lehibe eto amintsika izay manavao ny tolotra  omeny. Anisan’ izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar be Toamasina, izay manao  « Promotion spécial Noël » hatramin’ ny 15 Janvier 2022,  arakaraka ny fetran’ ny  stock izay misy.
« Ho fanomezana fahafampo ny tokantrano malagasy, dia amin’ ny fividianana  télé Led « Hisense » sasatsasany dia hisy subwoofers rechargeables ho zarainay maimaimpoana. Ary amin’ ny  fanjifana Smart Tv « Jeyoo » iray 75″ na 85  » dia misy Ampli- baffle iray omenay maimaimpoana » hoy ny  tompon’ andraikitra.

Ankoantran’ izay dia maro ny entana  lohalaharana amin ‘ ny kalitao hatrany, vaovao sady  mibika tsara ao amin’ izy ireo. Ao ny Smart tv – télé led :  misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85  » – laser tv  samihafa misy hatramin’ ny 120 « : misy antoka herintaona taona daholo, climatiseur, réfrigérateur, machine à laver, cuisinière à gaz sy électrique, synthétiseur, panneaux solaires mono sy polychristalline, four micro – onde, amplificateur, lecteur divx/dvd, table de mixage,  fer à lisser ( volo ), … Ny atsipirany izany rehetra izany,  dia azo fantarina ao amin’ ny site web sy pejy facebook baolai ary ao amin ny laharana finday 034 56 288 21  (ora fiasana). « Ary amin’ ny fividianana Smart Tv sasatsasany dia mizara Smartphone « Hisense » izahay » hoy ny tompon’ andraikitra. Dia ho maro loko tokoa ny fety maro ho avy miaraka amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *