Tsy firaharahiana sa fahatahorana? Na dia lafo vidy aza ny vaksiny natokana ho an’ny zaza vao teraka ka hatramin’ny faha-11 volana dia nomena maimaim-poana izany. Continuer la lecture
Auteur lynda
FARITRA ANALAMANGA: Mitohy ny fampitaovana an’ireo kaominina
Ho fanohizana ny fiarahamiasa, nanome fampitaovana ho an’ny distrika an’Ankazobe indray ny eo anivon’ny faritra Analamanga. Continuer la lecture
FAMPANDROSOANA NY FARITANY TOLIARA: Tsy vitan’ny alim-pandihizana fotsiny
Fotoana tsy manam-paharoa ho an’ny faritany Toliara ny zava-nitranga tao amin’ny Carlton Anosy, omaly 11 desambra 2018. Continuer la lecture
FINDAY TSY ARA-DALÀNA NY IMEI: Tsy hahazo “réseau” intsony
Noho ny fiaraha-miasa eo amin’ny fadin-tseranana sy ny ARTEC (Autorité de régulation des technologie de communication), voarara ny manafatra finday tsy misy famantarana voamarina (IMEI non-valide). Continuer la lecture
FIRENENA TSY TAFITA: Taratry ny fanitsakitsahana ny zon’olombelona
Feno 70 taona ny fanambarana manerantany ny zon’olombelona. “70 taona izay no niezahana nampanjaka ny zon’olombelona eran-tany. Continuer la lecture
IAVOTIANA: Mila fanampiana maika
Zazavavy kely herintaona sy tapany i Iavotiana. “Mal formation congénitale” no mahazo azy. Araka ny fanazavan’ny reniny, Prudence, misy loaka ny fony ary mibontsina ny “aorte”-ny. Continuer la lecture
PAOLO RAHOLINARIVO: Nahazo tso-drano tany amin’i pasitera Mailhol
Nisafidy ny hanohana kandida hafa indray i Paolo Raholinarivo Solonavalona raha toa ka talen’ny fampielezan-kevitr’ i Mailhol ny tenany tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany. Continuer la lecture
BEN’NY TANÀNA NY FARITRA ANALAMANGA: Manohana an’i Andry Rajoelina
Hifanome tànana amin’ny kandida Andry Rajoelina ireo ben’ny tanàna eto amin’ny faritra Analamanga. Continuer la lecture
CAP SUD MADAGASCAR: Ny herinaratra mora nefa miaro ny tontolo iainana
Avy amin’ny herin’ny masoandro ny herinaratra (énergie solaire photovoltaïque) ampiasain’ireo orinasa maro ampiantranoan’ny kube A, B, C, D ao amin’ny Galaxy Andraharo. Ao anatin’izany ireo orinasa mivondrona amin’ny « Groupe Axian ». Continuer la lecture
NY RADO RAFALIMANANA: Hiara-hiasa amin’i Marc Ravalomanana
“Noho ny fahitanay ny fomba fijery tsy dia mifanalavitra no nametrahanay ao amin’ny Ny Fanahy maha-olona ny fiarahamiasa amin’Andriamatoa Marc Ravalomanana ka ho mpirahalahy mianala”, araka ny fanambaran’ny birao nasionaly Ny Fanahy maha-olona ny 3 desambra 2018. Continuer la lecture


