Fifehezana ny valanaretina COVID 19. Nitety ny biraom-panjakana toy ny teny amin’ny TPIC (Trésorerie Principale Intercommunale), ny “poste de la gendarmerie”, ny toeram-pitsaboana fototra (CSB) Continuer la lecture
Archives mensuelles mars 2020
CORONAVIRUS : Ambatovy apporte un soutien matériel à la Direction Régionale de la Santé Publique Atsinanana
Ambatovy a remis, ce mercredi 25 mars 2020, un lot de matériels médicaux, à la Direction Régionale de la Santé Publique Atsinanana, à Toamasina. Continuer la lecture
CYBERCAFES: Mangataka ny fampitsaharana na fanafoanana ny fandoavana faktiora volana Aprily
Miantso ny Prezidan’ny Repoblika hanao fanelanelanana amin’ny FAI (Fournisseur d’Accès Internet). Continuer la lecture
JIRAMA : Zaraina dimy ka hatramin’ny folo volana ny faktiora amin’ity volana ity
Mitondra ny andraikiny ny JIRAMA amin’ny izao hamehana izao. Araka ny fanambarana nataon’ny Prezidàn’ny Repoblika, Rajoelina Andry omaly alina momba ny fandoavana ny faktioran’ny JIRAMA Continuer la lecture
HERY RAJAONARIMAMPIANINA : Miantso firaisankina
« Tokana ny fahavalontsika dia ny aretina COVID-19 » . Miantso ny tsirairay handray andraikitra, hiray hina ny Prezidàn’ny Repoblika teo aloha, Hery Rajaonarimampianina satria Continuer la lecture
ADY AMIN’NY ARETINA COVID-19 : Tsy azo atao ny mivoaka ny trano
Mandeha haingana tahaka ny TGV ny fivoaran’ny aretina COVID-19. Niampy sivy indray ny mitondra ny tsimok’aretina Coronavirus eto Madagasikara ary mpandeha fiaramanidina Air France AF Continuer la lecture
FRÉQUENCE PLUS TV: Nametraka fitokisana tamin’ny Startimes
Manome lanja ny fanabeazana sy ny kolontsaina any amin’ny faritra. Tsikaritra fa manaraka ny fivoaran’ny teknolojia ny haino vaky jery eto Madagasikara. Continuer la lecture
ORANGE PRO LEAGUE : Hafindra toerana ny lalao tokony atao eny Vontovorona
Efa manakaiky ny fifaranan’ny « Orange Pro League ». Mikarakara « soirée Awards » ho fankasitrahana ireo mpiara-miombon’antoka sy ny mpiantsehatra mivantana amin’ny lalao fifaninana « Orange Pro League » ny Continuer la lecture
DREAM TEAM SPORTING CLUB -BASKETBALL: Fanamby ny handrombahana ny tompondaka nasionaly amin’ny sokajy rehetra
Misokatra ho an’ireo te hampiroborobo ny fanatanjahantena fa indrindra ny taranja basketball. Fanambin’ny Dream Team Sporting Club (DTSC) ny handray anjara amin’ny lalao iadiana ny Continuer la lecture
STARTIMES : Niverina ireo chaînes ankafizin’ny mpanjifa
Fetin’ny paska feno hafaliana. Herinandro vitsy lasa izay dia niverina ao amin’ny televiziona nomerika StarTimes ireo chaînes ankafizin’ny mpanjifa toy ny Fox, Fox life, National Continuer la lecture