Archives mensuelles novembre 2016


HERY RAJAONARIMAMPIANINA : Filohan’ny Fihaonana an-tampony ny frankofonia.


Filoham-pirenena 20 amin’ny 30 nambaran’ny Ministry ny raharaham-bahiny, Atallah Béatrice no tonga nanatrika ny fihaonana an-tampony’ny frankofonia. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany izany. Ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, Hery RAJAONARIMAMPIANINA indray manomboka izao no Filohan’ny fihaonana an-tampony ny firenena mampiasa ny teny Frantsay Natolotry ny Filoham-pirenena Senegaly, Macky Sall azy ny fitantanana.
Nirina R.

HORONANTSARY


FRANÇOIS HOLLANDE : « Madagascar a trouvé sa stabilité politique ».


François Hollande

« Madagascar est pleinement réintégrée dans la communauté française et a trouvé sa stabilité politique. La France reste toujours à vos côtés parce que nous allons prendre une initiative de rassembler des bailleurs pour que nous puisons vous apporter des fonds que vous attendez », proclame le Président de la République Français, François Hollande. Continuer la lecture


PANEL DE HAUT NIVEAU :Manome vahana ny fizakan-tena ara-toekarena an’ny vehivavy.


Anterivava:

Mbola tsy mahazo laka ao anatin’ny fiarahamonina ny vehivavy Malagasy. « An-jorom-bala foana izy ireo eny amin’ny sehatry asa. Ambany noho ny an’ny lehilahy ny karama na ny toerana sahanin’izy ireo », hoy Hugues RATSIFERANA. Manana anjara toerana amin’ny fampandrosoana ny ao an-tokantrano, ny fiarahamonina ary ny firenena anefa ny vehivavy. Continuer la lecture