Feno 150 taona ny fiarahamiasan’ i Madagasikara sy Etazonia. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 25 aprily 2017 ny fankalazana izany. Tao amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely Continuer la lecture
Archives mensuelles avril 2017
MANANDAFY RAKOTONIRINA : Hifampitady amin’ny fifidianana ny TIM sy ny HVM
Délire Madagascar: Manandafy Rakotonirina, niteraka resabe ankehitriny ny resaka “corruption”eo anivon’ny Mpitsara sy ny Amosatera. Inona no azo hambara momba io tompoko? Continuer la lecture
FOIRE DU LIVRE : Une organisation impec
La 13ème édition de la foire du livre d’Antananarivo organisée conjointement par le MCPASP (Ministère de la Culture de la Promotion de l’Artisanat et de Continuer la lecture
CNTEMAD: Manakaiky ny mpianatra any Birckaville sy ny manodidina.
Tsy tana-dehibe ihany no tokony ahitana ivon-toeram-pampianarana ambaratonga. Raha ny tokony ho izy aza dia tokony ho feno oniversite avokoa fa indrindra miankina amin’ny fanjakana Continuer la lecture
VISION MADAGASCAR: Nampiofanin’ny sampandraharahan’ny mpamonjy hain-trano ireo mpiasa.
Anisany niharan’ny fahamaizana goavana ny tranombarotra lehibe teny Antanimena an’ny orinasa Vision Madagascar (Vima) nandritra ny 26 janoary 2009. Toerana 5.000 m² teo no lasibatra Continuer la lecture
FETY TENY AMBOHIMANAMBOLA : olona iray naratra, fiara telo voaroba.
Nampalahelo ny zava-nitranga omaly Alahady alina nandritra ny fety teny Ambohimanambola. Olona iray no voatsatok’antsy sy fiara telo no voaroba tamin’izany. Continuer la lecture
FIANGONANA TA.JE.KRI: Fotoam-panafahana ny Paka.
Samy manana ny foto-kevitra tohanan’ny antokom-pivavahana manoloana ny fankalazana ny fetin’ny Paka. Misy mihitsy aza tsy mankalaza izany. Ho an’ny fiangonana TAJEKRI na Tafik’i Jesosy Continuer la lecture
OMBAY MITADY FA TSY HITA NY NALEHANY.
Ombay mitady fa nanjavona ilay Malagasy iray nitsabo tena tany Morisy. Niala tao amin’ny Hopitaly « la Fortis Clinique Darné » ao Morisy i Claudine RAZAIMAMONJY. Efa nanao Continuer la lecture
“FOTOAM-PITSARANA MANETRIKETRIKA” : Nankatoa Mpahay telo lahy vaovao ny Fitsarana Ambony
“Fotoam-pitsarana manetriketrika” (araka ny filazan’ny Filohan’ny Fitsarana Ambony) natao tetsy amin’ny Tribonaly Anosy ny zoma 31 marsa 2017 tolakandro, no nanatanterahan’ny Mpahay ankatoavina (Experts agréés) Continuer la lecture