Mpamorona lamaody manodidina ny folo eo handray anjara amin’ny “Madagascar fashion week océan indien”, andiany faha-efatra. Continuer la lecture
Archives mensuelles juin 2018
Ratsietison Jean-Jacques : Hampidina ny vidin’entana
Fidinan’ny vidim-piainana mahery vaika misy fiantraikany any amin’ny vilan’ny tsirairay no ilain’ny vahoaka Malagasy. Continuer la lecture
USAM: Inona no sendikalsima mendrika eto Madagasikara?
Nivoaka ny boky nosoratan’i Samuel Rabemanantsoa, sendikalista. “Inona no sendikalsima mendrika eto Madagasikara? ” ny lohatenin’ny boky ary misy andiany roa. Continuer la lecture
SEMPIDOU : Hihamafy ny fitokonana
Tsy hijanona ny fitakiana raha tsy voavaly daholo ny fangatahana rehetra, hoy ny solon-tenan’ireo mpiasan’ny fadintseranana tetsy amin’ny tranompokonolona Analakely ny 27 Jona 2018 raha Continuer la lecture
Vokatry ny tantsaha: Hiakatra ny kianjan’ny MAKIS
Fotoan-dehibe ho an’ny tantsaha manerana ny faritra 22 ny FIER-MADA. Ho tanterahana ny 01 ka hatramin’ny 05 Aogositra 2018 eny amin’ny kianjan’ny MAKIS Andohatapenaka ny Continuer la lecture
ONN: Marolafy ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo
“Ankohonana misitraka ny fanjarian-tsakafo lavorary, fenitra ho an’ny fampandrosoana maharitra” no lohahevitra ho entina hanamarihana ny fankalazana ny androm-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo (JNN) . Ny Continuer la lecture
KAOMININA BONGATSARA : Nipaka tamin’ny vahoaka ny tamberinandraikitra
Notanisaina nandritra ny fankalazàn’ny kaominina Bongatsara ny fetim-pirenena Malagasy ireo asa vita. Foto-drafitr’asa maro no tontosa ka anisan’izany ny fanamboarana ny hopitaly. Ahitana toeram-pandidiana io Continuer la lecture
Rajaonarimampianina : Fisandratana se fera avec l’énergie solaire
La centrale solaire photovoltaïque a fait de la commune d’Ambohipihaonana un lieu de communion. Une communion des acteurs politiques de tous bords. Une communion entre Continuer la lecture
Père Pedro à Grenoble : Plan Marshall pour l’Afrique
Plusieurs fois nominé pour le Prix Nobel de la paix, le Père Pedro était reçu à l’hôtel de ville de Grenoble par le Maire Eric Continuer la lecture
SECOURS ISLAMIQUE FRANCE : Nihena ny tsy fanjarian-tsakafo nandritra ny volana ramadany
Ampy nanampiana ireo zaza raisin’ireo fikambanana telo mandray an-tànana ny ankizy marefo ny fanampiana nalefan’ireo mpino silamo avy any Frantsa. Nandritra ny volana ramadany, niara-niasa Continuer la lecture