Hanohanana ireo ankizy mpilalao baolina kitra eny ambanivohitra ny vola voaangona. Ampahafantarina mandritra ny hetsika atao ny 29 febroary 2020 amin’ny 07 ora hariva, ao Continuer la lecture
Archives mensuelles février 2020
JIRAMA: Madio ny rano atolotra ny mpanjifa
Manoloana ny filazana an-gazety, nivoaka androany 27 febroary 2020, izay milaza fa tsy azo sotroin’ny olombelona ny rano tsinjarainy, ny JIRAMA dia manohitra izany fanakorontanana Continuer la lecture
OPERATIONS SMILE : Hahazo fandidiana maimaim-poana ireo ankizy sahirana
Teloambinifolo taona izao no nisian’ny OPERATION SMILE, izay nanomboka ny taona 2007 ary ny STAR no nanohana azy. Tsy nitsahatra ny nanatona ireo mpiara-belona ihany Continuer la lecture
Kabarin-Ravalomanana Marc : FANAVAOZANA SY NY FANAMAFISAN’ ORINA NY ANTOKO TIM
Ianareo mpitarika ato anatin’ny antoko TIM Ny voalohan-teniko dia ny fisaorana an’Andriamnitra lehibe nohon’ny nanomezany antsika tombon’andro indray ka ahafantsika mihaona eto amin’ity toerana ity. Continuer la lecture
VONO OLONA TAMIN’NY FOMBA FENO HABIBIANA : Maty Ralivao Hélène
Fomba enti-milaza olona tsara tarehy ny hoe “Anjely latsaka an-tany”! Fiteny ihany io ka fiteny, fa ny devoly latsaka an-tany kosa dia tena misy, Continuer la lecture
HVM: Natao inona ireo fitaovam-piadiana raha tsy lany Prezidà Rajoelina Andry?
Tsy fanonganam-panjakana fa aro fanina. Nandritra velan-kevitra momba “ny fanjakana tan-dalàna antoky ny fampandrosoana”, notontosaina ny 24 febroary 2020 teny Anosy, no niresahan’ny antoko Hery Continuer la lecture
LALAO BE CONNECT: 120 Go ny bonus zaraina isan-kerinandro
Anarivony ireo mpampiasa ny tolotra be connect no nahazo loka. Tao anatin’ny fito herinandro, ny 16 desambra 2019 ka hatramin’ny 02 febroary 2020 dia mpampiasa Continuer la lecture
FEPA 2020: Mampiomana sahady ireo tanora te hisehatra amin’ny tontolo ambanivohitra
Varotra fampirantiana, famelabelaran-kevitra sy fampiofanana ary tolotr’asa. Efa andiany faha-12 sahady ny FEPA (Foire de l’élevage, de la pêche et de l’agriculture). Lohahevitra nampitondraina ny Continuer la lecture
Upsilon: Première plateforme de formation diplômante en ligne à Madagascar
Upsilon est une plateforme de formations diplômante à distance qui prépare des diplômes professionnels reconnus. Cette plateforme s’adresse à tous ceux qui veulent accéder à Continuer la lecture
X-treme combat andiany fahatelo : 07 Martsa 2020 no fotoana
Raikitra ny « ady »…Ady goavana… MIHAJA sy mahaliana. Hotanterahina ny 07 Martsa 2020 ho avy izao ao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahatena Mahamasina ny « Continuer la lecture