Nanapa-kevitra ny birao nasionaly ny antoko politika Gideona ny Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara (GFFM) izay nanolotra an’i Mailhol ho kandida tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana Continuer la lecture
Archives mensuelles novembre 2018
DISTRIKA AMBOHIDRATRIMO : Nanome fampitaovana ny faritra Analamanga
Nahazo fampitaovana avy amin’ny faritra Analamanga ireo kaominina 15 ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Noho ny fangatahan’ireo kaominina ireo fa misy foto-drafitrasa tsy maintsy vonjena maika amin’izao Continuer la lecture
« COUPE DE LA CONFEDERATION SY LIGUE DES CHAMPIONS »: Ho mafy ny lalao miverina
Tsy gaga tamin’ny vokatra nitranga teo Mahamasina iny ny mpanazatra an’i Deportivo Unidad avy atsy Guinée Equatorial. « Reraka izahay satria iray andro mialoha ny lalao Continuer la lecture
PROBLEMATIQUE DE LOGEMENT EN EUROPE: Le dr métraux a cité des cas malgaches
Le crucial problème de logement n’est pas seulement que malgache. Courant octobre, Habitat-Humanisme a organisé à Paris la 17ème édition du Séminaire de l’Accompagnement 2018. Continuer la lecture
JACQUES RAMAROSON: Vonona hitondra ny FMF
Efa manomboka misongadina ny baolina kitra malagasy ankehitriny. Tombony ho antsika malagasy ny fisian’i Ahamad mitantana ny baolina kitra afrikana (CAF) , hoy i Jacques Continuer la lecture
FANDRAOFANA NY FAKO ETO ANTANANARIVO: Ho alefa any amin’ny ministeran’ny rano ny faktiora
“Manao bemarenina ry zareo ao amin’ny ministeran’ny rano sy ny SAMVA”, hoy ny mpanolontsaina manokana ny ben’ny tanàna an’Antananarivo renivohitra, Marc Ravalomanana. Continuer la lecture
MPAMPIANATRA FANATANJAHANTENA: Samy hafa ny any an-tsekoly sy ny federasiona
Mampatsiahy ny fitakiana nataony ny mpampianatra fanatanjahantena (EPS). Efa nisy tamin’ireo fangatahan’izy ireo no voavaly amin’ny ampahany saingy mbola misy ihany koa no mbola tsy Continuer la lecture
HAZANDRANOMASINA MISY POIZINA: Vanim-potoanany izao
Mateti-pitranga amin’ny faritra manamorona ny morontsiraka eto Madagasikara ny fanapoizinana vokatry ny fihinanana hazandranomasina. Continuer la lecture
Marc Ravalomanana: Vonona ny hanao fihodinana faharoa
Miandrandra fihodinana faharoa ny kandida Marc Ravalomanana ary miandry ampitoniana ny fanampahan-kevitry ny Fitsarana Avo momban’ny lalam-panorenana (HCC) Nanangona: Jacob Haingonirina Continuer la lecture