L’ année 2025 touche déjà presque à sa fin. Continuer la lecture
Catégorie Doka
ARRIVAGE DE BATTERIE SOLAIRE LITHIUM ET GEL CHEZ BAOLAI
Avec la période festive du mois de Décembre qui approche à grand pas, le high – tech reste très prisé par le citoyen lambda. Continuer la lecture
MVOLA : Olana ara-teknika no nahatonga ny tsy fahafahana niditra tamin’ireo tolotra
Manoloana ny vaovao tsy marina na « fake news » nimparitaka amin’ny tambanjotra sosialy dia manitsy ny zava-nisy ny MVOLA. Continuer la lecture
STARTIMES: Baolina kitra sy ny angovo azo avy amin’ny masoandro, vahaolana roa ho an’ny tokantrano
Ny StarTimes no fahitalavitra ofisialy amin’ny taom-pilalaovana 2025–2026 ho an’ireo fifaninanana lehibe indrindra eran-tany amin’ny baolina kitra, toy ny LALIGA, Bundesliga, ROSHN Saudi League ary andrasan’ny maro ny Carabao Cup. Continuer la lecture
PROMOTION FETE NATIONALE CHEZ BAOLAI
A l’approche de la fin de ce mois ci, l’ambiance est festive. Dans ce contexte, la société « Baolai » sise à Soarano, Analakely et Bazar – be Toamasina, popose au public une multitude d’offres alléchantes. Continuer la lecture
MVOLA: Manamora ny fikirakirana tolotra ara-bola ny fisian’ny PoP eny Analakely sy Sabotsy Namehana
Nanokatra Points of Presence (PoP) vaovao miisa roa, eny Analakely sy Sabotsy Namehan, ny Mvola. Mba hamahana ny filàn’ny Malagasy amin’ny serivisy ara-bola akaiky, haingana ary azo antoka, MVola no anton’izany. Continuer la lecture
PROMOTION FETE DES MERES CHEZ BAOLAI
Dans les préparatifs de la fête des mères, cette année les grandes enseignes de la Grande Ile proposent plusieurs idées cadeaux. Continuer la lecture
INTERNET FIXE – BLUELINE: Nivadika ho « illimité » na andro na alina sy lasa 50 Mbps ny hafainganam-pandehan’ny Airfiber
Mifanaraka amin’ny filàn’ny ao an-tokantrano sy ny arak’asa ary fianarana. Continuer la lecture
FÊTE DE PÂQUES DANS LA JOIE AVEC BAOLAI
Ce cinquième mois de l’année promet d’être joyeux avec les derniers cri dans le domaine du High – tech. Continuer la lecture
FETIN’NY PAKA : Manome tolotra manokana ho an’ny mpanjifa ny StarTimes
Manana tolotra ho an’ny fetin’ny Paka ny StarTimes. Raha manampy 5.000 Ariary ireo mpanjifa mampiasa ny bouquet BASIC sy SMART (amin’ny vidiny 28.000 Ariary) rehefa manao « réabonnement » dia misitraka ny bouquet ambony na ny CLASSIC sy SUPER (amin’ny vidiny 50.000 Ariary) mandritra ny 30 andro. Continuer la lecture


