Archives mensuelles août 2016
Rafanomezantsoa Jean Nirina: Mihinana gagazo ao Antanimora
Dia lasa nitsilabolabo, hanabe kibo sy takolaka vonjimaika eny ambany Atsinanana ny filohan’ny HAFARI Malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa, rehefa avy nandalo teny amin’ny fampanoavana, omaly, Continuer la lecture
Assassinat de deux jeunes Français à Sainte-Marie : Six personnes interpellées dont quatre en garde à vue
Samedi dernier, les corps sans vie et mutilés d’un couple de jeunes Français travaillant pour l’association Cétamada de Sainte Marie ont été trouvés sur Continuer la lecture
Fanambadiana mateza : 40 taona niarahana Razaka Oliva mivady
Fifaliana ny azy roa ireto ! 40 taona nivadiana i Razaka Oliva sy Razaka Manantenasoa Ralphine vadiny. Ny taona 1976 no nanamasinana ny fanambadian’izy ireo. Continuer la lecture
EFA MITRANDRAKA IREO ALA AROVANA AO RANOMAINTY NY TAO DIDY!
Anterivava : . Tsy ny vahiny ihany no mandripaka ny harena voajanahary eto amintsika fa anisan’izany ihany koa ny mpiray tanindrazana mpanam-bola. Ny loza, manampatra Continuer la lecture
THB TOUR MAHAJANGA: Efa mati-paika ny fitandroana ny filaminana.
Taorian’ny THB Tour tamin’ny fetin’ny Paska tany Antsirabe farany teo, anjaran’i Mahajanga indray izao. Eny amin’ny tora-pasika Soma Beach (Village touristique) ny fotoana ny zoma Continuer la lecture
ISANTAONA D’ANKARAMALAZA : Découvrons en 60 photos les points forts de l’événement
Indéniablement, Ankaramalaza est le plus « grand » des quatre tobilehibe affiliés à la Fédération des Eglises Protestantes de Madagascar ! S’entend par « grand Continuer la lecture
Raharaham-pianakaviana : Any am-ponja Ramaroson Alain
 Resaka fampiasana hosoka sy fanaovana hosoka noho ny raharahan-tany nifandirany tamin’ny fianakaviany no fototry ny olana. Nifampitaritarika tamin’ny taratasin’ady, nifanao vava tsy ambina, nifampitorotoroka Continuer la lecture