Ao anatin’ ny fankalazana ny fetin’ ny paska sy ny pentekoty ho avy izao dia maro ireo magazay lehibe eto amintsika no manavao ny tolotra Continuer la lecture
Archives mensuelles mars 2021
29 Martsa…Tolom-panafahana…Fisaonam-pirenena : « Mitomany valala » manoloana tsangambato isika
Iza amin’ireo mpanao politika efa nifandimby teo Ambohijatovo na Moramanga sy teny Avaratr’Ambohitsaina, sy/na ireo nanao rodobe nampifanojoan’ny kisendrasendra( ?) no tena mandova ny fitiavan-tanindrazana Continuer la lecture
RATSIRAKA Didier Ignace : Tsy maintsy ilaina (?)
Lahatsoaratra niseho an-gazety tamin’ny 07 oktobra2011 ity…. Fanahy iniana avoaka eto ho fahatsiarovanay eto amin’ny delireMadagascar azy… Noho ny antony tsy fisian’ny trano isitrihany eto Continuer la lecture
TRANO MANARA-PENITRA : Hisitraka tanana vaovao ny kaominina Bongatsara sy Anosy Avaratra
Toko telo mahamasa-nahandro. Manohana sy manampy ho an’ireo izay manana tetikasa fanorenana tanàna vaovao ny fanjakana. Nisy ny fanaovan-tsonia teny Anosy ny 25 Martsa 2021 Continuer la lecture
GEOMETRES EXPERTS PRIVES DE MADAGASCAR : Hitondra volavolam-panitsiana ho an’ ilay làlana N°03-2020/PL.
Mangataka fanitsiana. Nanatanteraka kongresy ny mpandrefy tany mpahay raha manao asa tsy miankina eto Madagasikara ( Géomètres experts privés de Madagascar) ny 25 Martsa 2021 Continuer la lecture
DOUANES MALAGASY : La brigade canine est dotée des chiens spécialisés dans la détection des stupéfiants et des devises
Développement de capacités de contrôle aux frontières. La Direction Générale des Douanes met en place sa première brigade canine. Continuer la lecture
SOMAPRO: 590 élèves de l’EPP Analakely bénéficient de repas chauds et de produits de bien-être
La Société Malgache de propreté (SOMAPRO) réalise mensuellement des actions sociales. La société a offert des repas chauds à 590 élèves de l’EPP (Ecole Primaire Continuer la lecture
ORANGE MONEY MADAGASCAR: Miara-miasa amin’ny IFC ho fampiroboroboana ny fampiasana ny “mobile money”
Anisany manana taha ambany amin’ny resaka “inclusion financière” i Madagasikara raha oharina amin’ny firenena hafa manerana an’izao tontolo izao. Continuer la lecture
FIFANAKALOZANA ARA-BAROTRA: Hampihena ny vola sy ny fotoana ny tetikasa “ephyto” sy ny “décisions anticipées”
Nahavita dingana lehibe ho fanamorana ny fifanakalozana ara-barotra i Madagasikara. Noho ny fiaraha-miasa eo amin’ny « Alliance Mondiale pour la facilitation des échanges” dia nitsangana ny Continuer la lecture
MINISTERE DE LA POPULATION : Lancement régional de la plateforme « 50 Millions de Femmes Africaines »
Un atelier de « Lancement régional de la plateforme 50 Millions de Femmes Africaines ont la Parole et Dialogue Pluri-acteurs pour l’Intégration de l’ODD dans Continuer la lecture