Une levée de drapeau, organisée par Ravinala Airports, gestionnaire des aéroports internationaux d’Antananarivo et de Nosy Be, s’est tenue le vendredi 24 juin à l’aéroport d’Antananarivo pour célébrer la fête de l’indépendance, en présence des représentants de toutes les entités aéroportuaires et aéronautiques, et en particulier de l’Aviation Civile de Madagascar et de la Commune d’Ivato. Continuer la lecture
Archives mensuelles juin 2022
RESEAU NAT CAP MADAGASCAR: Loharanon-karena mitondra fampandrosoana ny harena voajanahary
1% amin’ny tetibolam-panjakana ihany anefa no natokana hiarovana ny tontolo iainana eto Madagasikara kanefa mitondra fampandrosoana ara-toekarena sy sosialy ny harena voajanahary. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Nahazo « maison digitale pour les femmes » sy sekoly nomerika i Fort Dauphin
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 22 jona 2022 ny « maison digitale pour les femmes » tao Fort Dauphin. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Hampiroborobo ny toekarena ao Fort Dauphin sy Toliary ny Wifiber sy ny Be Connect
Manana ny tanjany ara-toekarena ny faritra Atsimo Andrefana sy Anosy raha tsy hilaza afa-tsy ny sehatry ny jono sy ny fambolena. Continuer la lecture
FIKAMBANAM-BEHIVAVY « PORTE BONHEUR » : Nizara fanomezana ho an’ny mpianatra sy ny ray aman-dreny ary ny cartier mobile
Mizara fifaliana hatrany ireo fikambanam-behivavy « porte bonheur ». Continuer la lecture
TOERAM-PITRANDRAHANA AO AMBATOVY : Ny taona 2017 no nanomboka ny fanarenana ny ala
Ezahana hiverina toy ny teo aloha. Mila fotoana lava ny fanarenana ireo ala sy zavaboahary ao amin’ny toeram-pitrandrahana Ambatovy ao Moramanga. Fanarenana ny rohivoahary no atao . Continuer la lecture
CEPE 2022: Nizara sakafo mafana ho an’ny mpiadina sy mpandraharaha miisa 1600 ny kaominina Alasora
Hetsika fanaon’ny kaominina Alasora isan-taona ny mizara sakafo mafana ho an’ireo ankizy mpanala fanadinana CEPE. Mpiadina sy mpandraharaha miisa 1600 no nahazo izany nandritra CEPE 2022. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Ankizy miisa 1300 ho zaraina fanomezana
Volana natokana ho an’ny ankizy ny volana jona. Mikarakara andro ho an’ny firaisankina (journées solidaires) ny Orange Madagascar ho fanomezana lanja ny ankizy sy hampifaliana azy ireo. Continuer la lecture
STARTIMES: Fandaharana mampiala voly ranoray no hita ao amin’ny UP TV
Niova ho UP TV ny radio Plus TV. Fanavaozana lehibe entin’ny vondrona TVPLUS Madagasikara sy ny Startimes ity fanovana ny anaran’ny Radio Plus ho UP TV ity. Continuer la lecture
FONDS YAVARHOUSSEN : Nandray anjara tamin’ny famokarana ny horonantsary « Graines d’espoir » ny ankizy sy tanora malagasy
Ankizy sy tanora 332 avy amin’ny firenena efatra (Frantsa, Espagne, Burkina Faso, Madagasikara) no niara-nanatontosa tamin’i Pierre Beccu ny horonantsary mitondra ny lohateny hoe “Graines d’espoir”. Continuer la lecture